Actualités

Nipetraka tao amin’ny trano anisan’ny fananan’ny orinasa Karana Filatex ny Me


  • Sabotsy 19 Jolay 2014

Rabary Njaka tale kabinetran’ny filoha Hery Rajaonarimampianina , hoy i Alain Ramaroson ka mampiahiahy ihany ny zavatra tahaka izany.

Ny 20 septambra no tokony hivoaka ny voka-panadinana baccalauréat raha araka ny fazanavan’ny avy ao amin’ny Office du Bac. Efa mipetrapetraka avokoa ny fanomanana sy ny fitaovana hiatrehana ny fanadinana ny 11 aogositra ary hohatsaraina hatrany ny fomba fiasa.

Kiantranoantrano no misy eto, hoy Rtoa Louisette Raharimalala. Mihisatra be ny fandehan-javatra eto amintsika, hoy izy, ary tena mahakivy indraindray ny zavatra tenenin’ny Praiminisitra. Lanitra manga, masoandro vaovao no nampanantenaina ny vahoaka tamin’ny propagandy, hoy izy saingy tsy hita akory izay zava-bita rehefa tonga eo amin’ny fitondrana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT