Actualités

Nilefitra ny fanjakana Natsahatra ny fanadihadiana ireo mpiasan’ny Jirama


  • Alarobia 10 Septambra 2014

Nilefitra nanoloana ny fitakian’ny sendikan’ny mpiasan’ny Jirama ny fanjakana ka nanatsoaka ny fitoriana sy fitarainany momba ilay raharaha « court circuit » teny amin’ny trano fonenan’ny filoham-pirenena teny Tsimbazaza

Natsahatra tanteraka ny fanadihadiana natao tamin’ireo mpiasa, hoy ny fanambaran’ny sendikan’ny mpiasan’ny Jirama nivoaka omaly, tsy misy ihany koa ny fitondrana ny raharaha eny amin’ny fitsarana ary dia afaka manohy ny asany tahaka ny teo aloha ireo mpiasa ireo fa tsy voasazy tsy akory. Midika koa izany fa dia mifarana hatreo ny fitokonana ataon’ny mpiasan’ny Jirama. Nisy ny taratasy nifanarahana sy nosoniavin’ny mpiasan’ny Jirama an-kilany sy ny minisitry ny angovo an-daniny mirakitra ity fifandaminana ity.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT