Nilaza ho naolana mpanao moraingy

Tovovavy kilasy faha-8 bevohoka 2 volana


  • Zoma 15 Martsa 2024

Tovolahy vao herotrerony mpanao Moraingy iray no nontondroina

zazavavy kely iray ao amin’ny taona fahavalo ho nanolana azy ka nihafara amin'ny fitondrany vohoka roa volana ao Ambohitrakongona, distrikan’i Sambava. Afak’omaly 12 Martsa vao nilaza tamin’ny ray aman-dreniny ity zazavavy ity fa tsy sitrapony no nitondrany vohoka fa noteren’io lehilahy mpanao Moraingy io izy tany amin’ny tranon’ny namany raha nandeha nandika lesona indray hariva izany. Tonga nametraka fitarainana tao amin’ny filohan’ny fokontany izy ireo noho izany ka ity farany ity nandefa azy ireo mba hanatona ny mpitandro filaminana ahitana ny tena marina. Tsiahivina moa fa mbola tsy ampy taona ilay zazavavy kely voaolana ity.
Pati
Legende : Sahiran-tsaina amin’ilay vohoka tsy fidiny entiny ilay zazavavy kely !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT