Nigagan’ny olona teny Itaosy

3 vavy mamo tampina nialohan’ny fety


  • Talata 26 Desambra 2023

2 andro nialohan’ny fetin’ny Krismasy, izany hoe ny 23 teo,

dia nigagan’ny teny Itaosy teny ny 3 vavy nisalotra akanjo mainty efa mamo tampina. Ny iray tamin’izy ireo moa efa tsy naharay tena intsony nefa mbola andro mazava. Tombanana ho manodidina ny 18 taona eo izy 3 vavy ireto, raha farany zokiny, izany hoe tena mbola anatin’ilay sokajin-taona miala sakana mihitsy. Ny 25 desambra 2022, izany hoe andro Krismasy mihitsy, koa, raha tsiahivina, dia nisy tovovavy miisa 3 ihany koa mamo tampina toy izao saingy tratra alina teny an-dalana teto an-drenivohitra ary voaholana ka ny maraina vao afaka nody tsy nisy akanjo ambony intsony.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT