Nifanisika teo amin’ny mpivarotra

Nodarohan’ny zandary ny tovolahy iray…


  • Alatsinainy 19 Febroary 2024

Ny alin’ny zoma teo, raha ny fitantaran’ny fianakavian’ny lasibatra,

no nodarohan’ny zandary teny amoron-dranomasina na «bord» tao Mahajanga ny zandriny lahy. Nirahiko nividy zavatra, hoy izy, ny zandriko ka nahavoadoana zandary satria nifanisika teo amin’ilay mpivarotra. Nanao azafady saingy avy dia daroka no setriny fa tsy nanaiky ilay zandary izay efa mamomamo. Tsy navelan’ireo nanatona teo ny olona raha tsy vitan’izy ireo ny nataony, izany hoe ny fidarohana ilay tovolahy. Rariny ve izany sa hoe anareo ny fanjakana dia izay tianareo atao? Misy zandary ambony lalàna ve? Tsaboinay aloha ny mararinay, hoy hatrany ny fianakaviana, ary mitaraina izahay satria manana ny marary.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT