Actualités

NAP Manjakatompo Tsiafajavona Hamafisina ny fandraisana andraikitr'ireo vondron'olona ifotony


  • Alatsinainy 09 Novambra 2020

Ho fanohanana ireo Vondron'olona Ifotony (VOI) izay miantoka ny fiarovana ny faritra arovana vaovao Manjakatompo amin`ny asany, dia nanolotra fampitaovana vaovao izay ahitana aro orana miisa 80, finday miisa 09,

 batterie sy takelaka iray lehibe hahazoana angovo azo avy amin'ny herin'ny masoandro sy fitaovana fakana sary ary solosaina ny teo anivon` ny Fitaleavam-paritry ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (DREDD) Vakinankaratra, niaraka tamin'ny Tafomihaavo Vakinankaratra. Araka izany, hamafisina ny fandraisana andraikitr'ireo vondron'olona ifotony amin'ny fiarovana ny NAP Manjakatompo Tsiafajavona – Ankaratra, izay manana velarana 8 130 Ha. Tombony ho an'ny fampiroboroboana ny sehatry ny fizahantany ao amin'ny Faritra ny fisian'ity ala arovana ity ary miantoka ihany koa ny famatsiana rano ireo tanimbolin'ireo mponina eny ifotony.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT