Naolan’ny rahalahin-drainy

Namoy ny ainy i Onica, zaza vao 2 taona


  • Zoma 05 Janoary 2024

Simba ny tranon-janany, namoy ny ainy Mirongatra ny fanolanan-jaza

any amin’iny distrikan’i Brickaville. Talohan’ilay zazavavy kely vao 2 taona monja naolan’ny rahalahin-dRainy tamin’ny fiandohan’ny herinandro teo dia zazavavy kely iray antsoina hoe : Onica ihany koa, izay vao 11 taona no namoy ny ainy omaly rehefa naolan’ny zana-badin’ny zokiny ka nandalo fandidiana tao amin’ny hopitaliben’i Toamasina. Tamin’ny volana Septambra lasa teo no nitranga ity toe-javatra mampalahelo ity. Simba tanteraka ny fahadiovan’i Onica noho izany raha fantatra ihany koa fa simba ny tranon-janany. Lehilahy iray 20 taona antsoina hoe : Letsita no nanolana azy. Efa naiditra am-ponja vonjimaika tany Ambalatavoahangy moa io tovolahy io araka ny fanazavana azo. Nomarihin’ireo fianakavian’i Onica moa fa midadasika loatra ny tananan’i Brickaville. Antony mampirongatra ny fanolanana ankizy ao an-toerana izany koa hanaovan’ireo Ray aman-dReny manan-janaka vavy rehetra antso avo amin’ny Fitondram-panjakana.
Pati
Legende : I Onica kely fony mbola notsaboina tao amin’ny hopitaliben’i Toamasina !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT