Actualités

Nantenaina “Zanak’ambanivolo” Nanao didimpoitra faobe nanampiana ireo sahirana


  • Alatsinainy 18 Aogositra 2014

Tsy hira ihany no manavanana an’i Nantenaina “Zanak’ambanivolo” fa ny fanaovana asa soa ihany koa, toy ny nanaovany didimpoitra faobe notanterahina tao Toamasina ny sabotsy teo, niarahany niasa tamin’ireo mpitsabo ao an-toerana.

Tsy filana dera na laza no anton’izao hetsika izao, fa betsaka ireo ray aman-dreny mitaraina fa lafo ny sarany, ka niezaka ny tena nanampy azy ireo”, hoy ity mpanakanto ity. Zaza 100 eo no nokendrena ho vita. Hiitatra amin’ny fanampiana ny ray aman-dreny amin’ny fampidirana mpianatra ny hetsika, hoy i Nantenaina satria “mila mifanampy isika Malagasy” amin’izao fahasahiranana mianjady izao”.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT