NANDRITRA NY COUVRE-FEU

Betsaka ireo mpiteraka sy marary nisedra olana


  • Zoma 17 Novambra 2023

Betsaka ireo olona tsy salama sy mpiteraka nisedra olana ny alin’ny 15 Novambra teo raha nivoaka ny trano vokatry

ny fisian’ilay couvre feu nanomboka tamin’ny 09 ora alina napetraky ny Fitondram-panjakana. Ho ana Renim-pianakaviana iray teny Ambohidratrimo teny dia voatery niantso ny zandary mihitsy izy sy ny fianakaviany mba hifanohana amin’izy ireo. Tsy azo notazonina tao an-trano intsony mantsy izany fa tsy maintsy namonjy hopitaly haingana izy ireo. Ora iray raha ela indrindra no lany vokatr’izany dia latsaka ilay zaza tsy manan-tsiny. Ho an’ireo tsy salama kosa dia tsy vitsy ireo nitaraina fa na ny dokotera aza maro no tsy nandray tamin’iny alina iny nefa aina no novonjena.
Nangonin’i Pati
Legende : Ity ilay Renim-pianakaviana nandeha niteraka !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT