Nanarina tsy hifoaka sigara

Namono tena fa tsy maty ilay zazavavy


  • Zoma 23 Febroary 2024

Zazavavy iray, 17 taona, mipetraka ao Djabala, Nosy Be,

no namono tena fa tsy maty, omaly, raha ny fampitam-baovao voaray tany an-toerana. Tezitra izy rehefa nanarin'ny reniny mba tsy hifoka sigara intsony. Nentina namonjy hopitaly moa izy, hoy hatrany ny fampitam-baovao voaray. Andrasana ny mety ho tohiny.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT