Nanao firaisana tamin’ny vadin’olona Tapaka ny filahian’ilay vazaha


  • Alarobia 10 Janoary 2024

Tena mbola misy ary mbola hiainan’ny mponina ao Ambatondrazaka ny

fametrahana fiarovana amin’ny vadiny. Na lahy na vavy dia samy mampihatra izany avokoa, mba tsy hahafahan’ny ankilany manitsakitsaka ilay tokantrano. Lehilahy vahiny iray 30 taona malaza ho mpangala-badin’olona andro vitsy lasa izay no fantatra fa sendra ny nahay azy raha mbola nanohy ny fahazaran-dratsiny hatrany. Rehefa nanao firaisana ara-nofo tamin’ilay vadin’olona mantsy izy dia nanaikitra ny fivavian'ilay ramatoa, hoy ny vaovao. Tapaka vokatr’izany ny filahian’ilay vazaha. Rehefa nanontaniana moa ilay ramatoa nanana fivaviana nanaikitra, hoy hatrany ny vaovao, dia nilaza izy fa tsy mahafantatra ny antony nahatonga io tranga mampalahelo io. Efa manaraka fitsaboana ilay teratany vahiny amin’izao fotoana izao.
Pati
Legende : Ity ilay Rangahy lasibatra !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT