Actualités

Mpizahatany tavela eto Madagasikara Homena fahazoan-dàlana manokana hivezivezy


  • Alakamisy 16 Aprily 2020

Misy ny famoahana fahazoan-dalana manokana avy amin’ny sampan-draharaha misahana ny pasipaoro,

 

natokana ho an’ireo mpizahatany tavela eto Madagasikara mbola tsy afaka mamonjy ny fodiany ka manana fahasahiranana amin’ny fahazoan-dalana mivezivezy noho ny fampiantonana ny sidina rehetra mivoaka sy miditra eto Madagasikara, hoy ny fampitam-baovaon’ny polisim-pirenena. Azon’ireo mila izany antsoina ny Officier de Police Mahahevy Fenoasy Erick Salomon amin’ny alalan’ny laharana 0345186570 na koa amin’ny alalan’ny adiresy mailaka salomonfenoasy@yahoo.fr, araka ny fampitam-baovaon’ny polisim-pirenena hatrany.

Toky R 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT