MPITSOA-PONENANA SOMALIANA

Efa nalefa nody any an-tanindrazany


  • Alatsinainy 09 Desambra 2024

Efa nalefa nody ny faran’ny herinandro teo avokoa ireo mpitsoa-ponenana tera-tany Somaliana 47

mianaka sisa velona tamin’ireo 53 narendriky sambo tany Nosy Ranja ny 02 Desambra lasa teo ka namoizana ain’olona miisa 6. Ny 5 tamin’ireo raha tsiahivina no maty an-drano raha tonga tao Nosy Be kosa vao namoy ny ainy ny iray ary efa nalevina avokoa. Saika ho any Mayotte izy ireo raha tsiahivina no izao narendriky ny sambo tao Nosibe izao. Enina andro teo ho eo araka izany no nialonkalofany tao amin’ny Nosy Ranja sy nanaovan’ireo mpitondra fanjakana roa tonta fifampiresahana ka nandefasana azy ireo nody any an-tanindrazany.
Pati
Legende : Efa tsara levenana ireto namoy ny ainy ireto !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT