Actualités

Mpitsindrona roro Fito mianadahy sarona teny Andranomena


  • Alarobia 09 Aogositra 2023

Mpitsindrona heroïne na "rôrô" fito mianadahy no tratra teny Andranomena, mbola teo am-pidorohana mihitsy, omaly Alarobia 08 Aogositra.

Naharay vaovao avy tamin'ny tsara sitrapo mikasika fisiana olona maromaro mihaodiaody eny Andranomena ny mpitandro ny filaminana. Voalaza fa mpitsindrona sy mpivarotra "rôrô" izy ireo ka avy hatrany dia nirotsaka teny an-toerana ny polisin’Ambohimanarina. Sarotra soa aman-tsara izy 7 mianadahy nandritra izany ka fantatra fa 22 taona hatramin'ny 48 ny salan-taonan’izy ireo. Monina eny Ambohibao, Ambatolampy, Andranomena ary Ampasapito izy ireo ary miezaka mamatsy ireo manodidina azy. Tsiahivina moa fa mody tambatambazan’izy ireo ireo mbola tsy mpitsindrona roro eny am-piandohana ary omeny maimaim-poana. Rehefa tamana sy miankin-doha kosa ireto farany dia hamidiny lafobe izany, antony manosika ireo tanora sasany hangalatra mihitsy.
Pati
Legende : Ireto izy 7 mianadahy ! 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT