Actualités

Mpitsara bacc Hisondrotra ny tambin-karama


  • Talata 26 Aogositra 2014

Nanomboka omaly alatsinainy 25 aogositra ny fitsarana ny fanadinana baka 2013-14 izay nifarana tamin’ny zoma teo. Ny maraina ny fitaterana ny tsara ho fantatra notarihin’ny filohan’ny oniveriten’Antananarivo

Ny folakadro no nanomboka ny fitsarana. Miisa 1 500 ireo mpitsara. Ny vaovao nisongadina teny an-toerana koa dia ny filazana fa hisondrotra ny ny tambin-karaman’ireo mpitsara manomboka amin’ity. Nozaraina maromaro moa ny fitsarana. Ny tao amin’ny Conaco medicine dia nahitana ny taranja Malagasy, histo-geo ary ny matematika. Misy toe-javatra mahatsikaiky ihany koa mitranga eny an-toerana, mitabataba ny ankamaroan’ireo mpizara taratasim-panadinana ka tsy mifantoka loatra ny mpitsara izay mila fahanginana tanteraka.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT