Actualités

Mpitondra Malagasy Mpanosihosy ny zo sendikaly


  • Alatsinainy 20 Jolay 2015

Nitory ny fanjakana Malagasy tany amin’ny Birao iraisam-pirenena misahana ny asa ny fivondronamben’ny federasion’ny fikambanana sendikaly eto Madagasikara

 

. Manitsakitsaka ny fifanarahana iraisam-pirenena tamin’ny taona 1987 sy 1998 ny fanjakana Malagasy, araka ny valin’ny taratasy fitoriana efa voarain’ny AFO Sendikaly. Manosihosy ny zon’ny mpiasa Malagasy toy fahalalahana manao fitakiana sendikaly na ny fandroahana tsy ara-drariny ireo mpiasa ny mpitondra fanjakana. Fototry ny olana mahatonga ny fitokonan’ny mpiasa amin’ny ankapobeny tsy fanajan’ireo tompon’andraikitra ny fifampiresahana. Sokajian’ny sehatra iraisam-pirenena momba ny asa ho tsy manara-dalàna ny fitondram-panjakana Malagasy amin’ireo zava-mitranga ankehitriny. Mila jerena akaiky sy vahana haingana ireo karazana grevy mamotika ny tontolon’ny asa eto Madagasikara, araka ny soso-kevitry ny BIT ho an’ireo manam-pahefana isan-tsokajiny.

Nangonin-dRamano F.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT