Mpitandrina Tiana Alisoa Ranaivoniarivo

“Raha mitohy ny filelahana amin’ny saribakolin’i Renimalala dia…”


  • Alakamisy 11 Janoary 2024

Nanao antso miantefa amin’ireo mpitondra fiangonana ny mpitandrina Tiana Alisoa Ranaivoniarivo.

Nanendry praiminisitra “homosexuel” na miray amin’olona mitovy fananahana aminy i renimalala, hoy ity mpitondra fivavahana eo anivon’ny FJKM na Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara ity. Raha mbola mitohy ny filelahana sy ny fanohanana ary ny firaisana petsapetsa amin’ny tsy mpanara-dalàna sy ny saribakolin’i renimalala, hoy izy, dia i Jesoa Kristy mihitsy no fantsihan’ny fiangonana indray amin’ny hazo fijaliana. Tomponandraikitra amin’ny fahapotehan’ny fotodrafitr’olona sy ny fahantrana ara-panahy, ara-tsaina ny fiangonana tsy sahy mijoro ho vavolombelon’ny fahamarinana araka ny soratra masina. Mampahery ny fiangonana mijoro ho vavolombelona mahatoky kosa, araka izay voasoratra ao amin’ny Baiboly ao amin’ny Efesiana 2:10, hoy hatrany izy.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT