Actualités

Mpirakidraharaha eny amin’ny fitsarana Manambana ny hitokona


  • Zoma 25 Jolay 2014

Manambana ny hitokona ny mpirakidraharaha eny amin’ny fitsarana noho ny fahatsapan’izy ireo fa tena tsy araka ny tokony ho izy ny tombontsoa azon’izy ireo

Nambaran’ny solontena avy ao amin’ny sendikan’ny mpirakidraharaha fa misy ny olona mitady hampiasa ho amin’ny tombontsoany manokana ny fikambanany. Tsy maintsy ambara ny marina momba izany fa tsy hanaiky atao fitaovana politika izahay, hoy ry zareo avy ao amin’ny sendika. Hanatanteraka fivoriambe eny Anosy anio izy ireo. Nanamarika anefa ry zareo fa tsy hanembantsembana ny asa ao amin’ny fitsarana velively izany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT