Actualités

Mpihira ara-pilazantsara Malagasy Efa resin’ny Tompo ny coronavirus


  • Sabotsy 11 Aprily 2020

Nahavita nanentana mpino Kristianina maro nanatontosa niaraka tamin’izy ireo ny atao hoe “Hiaka sy fiderana” nanomboka omaly alina tamin’ny 7 ora mpihira ara-pilazantsara malagasy.

 

 

 

 Naharitra teo amin’ny ora iray teo ny fampisehoana izay niainga tanatin’ny tambazotran-tseraseran’ireo mpihira ara-pilazantsara malaza toa an-dry Joseph D’Af, Rija Rasolondraibe, Rojo Ny Avo sy hafa maro be ary nandeha tamina onjampeo maromaro ihany koa. Satria moa mandia fotoan-tsarotra ny firenena dia nisandratra ihany koa ny vavaka fangatahana famonjena ho an’ny firenena ary tanjona napetraka natao teny filamatra moa ny hoe rava ny manda fa Jesoa Kristy no hisandratra ary efa resin’ny Tompo ny coronavirus.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT