Actualités

Mpidaroka “bois rond” Voasambotra teny Anosizato i Rasta


  • Talata 30 Jona 2015

Voasambotry ny Emmo-Reg teny Anosizato omaly tolakandro ny lehilahy iray

 

, rasta, malaza ho mpively "bois rond" eny an-toerana. Vao avy nidaroka olona izy no izao tratra izao. Eny Anosizato mipaka eny Ankadimbahoaka sy Androndra no famelezany. Ny alakamisy teo dia nisy andian’ankizy mpianatra dimy mianadahy nenjehin’ilehio tamin’ny “bois rond” teny amin’ny lalamby mihazo an’Androndra, fa tsy tratrany.

Jean D.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT