Actualités

Mpiasan’ny CUA “Fandresena ho anay ny fahalanian’i Neny”


  • Sabotsy 08 Aogositra 2015

Fandresena ho anay ny fahalanian’i Neny, hoy Razanadrasoa Koloina mpiasan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. Nisy tamin’ireo kandida nandray anjara tamin’ny adihevitra natao tamin’ny fahitalavitra no nikasa hanala mpiasa raha lany soa aman-tsara teo, tsy mba niteny sy tsy nandray anjara kosa anefa i Neny.

Tafiditra tao anatin’izany ireo nampihorohoro, indrindra fa ho anay mpiasa vao niditra vao haingana. Zavatra andrasany amin’i Neny araka izany ny fijerena akaiky ny sosialim-bahoaka ho an’ny eto Antananarivo Renivohitra ankoatra ny fampivoarana ny tanàna. Tsy latsa-danja amin’izany ny fitsinjovana ny mpiasa, indrindra ireo mpamafa lalana izay mahatratra 600 isa amin’izao fotoana izao. Miharitra hatsiaka, orana, hain’andro mantsy ireo mpamafa lalana ireo hoy hatrany izy ankoatra ny loto izay miteraka aretina ary efa nahafaty mpiasa mihitsy.



Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT