Actualités

Mpianatry ny Polytechnique Mitaky ny hanondrotana 100% ny vatsim-pianarana


  • Talata 15 Jolay 2014

Nandao ny efitrano fianarana ny ankamaroan’ny mpianatra eny amin’ny Polytechnique Votovorona omaly ka nanapa-kevitra hidina an-dalambe namonjy ny lalam-pirenena voalohany teo amin’ny sampanana Alakamisy

. Mitaky ny hampakarana 100% ny vatsim-pianarany izy ireo manoloana ny fidangan’ny filana samihafa nateraky ny fanarahana ny rafitra LMD amin’ny fampianarana eny amin’ny sekoly ambony fanofanana injeniera ity. Tonga teny an-toerana ny Emmo-Reg niaro ny amin’ny mety ho fanimban-javatra sy ny fanelingelenana ny fifamoivoizana. Nisy ampahana mpianatra nianatra teny Vontovorona nandritra io hetsika io, milaza ho tsy nahalala ny fisian’ny fidinana an-dalambe na dia manohana ny fitakiana tanterahin’ireo namany aza.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT