MPIANATRA NOTONDROINA HO MPANDROBA

Nalefa eny Tsiafahy i Mario, mitaky


  • Zoma 17 Oktobra 2025

ny hamoahana azy ny fianakaviany

Mitaky ny hamoahana an'i Mario, ilay tovolahy kely vao 19 taona monja mpianatra ao amin'ny Lisea Andohalo ireo fianakaviany. Raha araka ny fantatra dia nirahina nividy fanafody ho an'ny Bebeany izay narary mafy izy ny datin'ny 25 Septambra teo kanefa noraofin'ny mpitandro ny filaminana teny Tsaralalana satria nambara fa ho mpandroba. Na dia nisy aza ireo porofo, dia fantatra fa tsy nety ny mpitandro ny filaminana ka nalefa eny Tsiafahy avy hatrany ny tovolahy taorian'ny fitsarana azy. Fantatra moa fa hanala fanadinana Bakalorea amin'ity taom-pianarana 2025-2026 ity i Mario. Raha ny tatitry ny fianakaviany anefa dia misy voadona ny sainy.
Nangonin'i Pati
Légende : Ity i Mario !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT