Mahazo vatsy ara-tsakafo ireo mpianatra izay ao anaty sokajy "boursiers demi-pension"
ao amin'ny Lisea Frantsay eto an-drenivohitra na ny LFT isaky ny alarobia nanomboka ny 20 may teo. Vokatry ny fikatonan'ny sekoly moa no tsy hahafahan'izy ireo mahazo izany isan'andro. Hisitraka izao fanampiana izao hatramin'ny faran'ny taom-pianarana izy ireo araka ny fantatra.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.