Actualités

Mpianaka nihinana sakafo nisy poizina Miady amin’ny fahafatesana


  • Alarobia 17 Jona 2015

Ny natao hampamandina ny tenda ity no hanafaka ny aina ! Mpianaka, zazalahy enina taona sy ny reniny nihinana sakafo nisy poizina no miady mafy amin’ny fahafatesana amin’izao, amina toeram-pitsaboana iray ao Toliara.

 

 Araka ny vaovao voaray dia nihinana « composé » misy « mayonnaise », sakafo entina mandehandeha ireny teny amoron-dalana, izy mianaka ireto, ny marain’ny alatsinainy teo. Minitra vitsy taorian’io, nihoaka nandoa ireto mpianaka, avy eo safotra ilay zaza, raha nalemilemy tsy tafatsangana kosa ny reniny, ka tsy maintsy nentina haingana namonjy toeram-pitsaboana. Maso mahita ao Toliara ao, matetika tsy misarona ny sakafo amidy. Misy ny efa lany andro sy daty. Roboka ny olona satria mora vidy.

 

Eric R.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

Hijery ny tohiny
FTT