Actualités

Mpandraharahan’ny oniversite Mahajanga Mbola mitaky ny famerenana ny filoha Rabesa hatrany


  • Alakamisy 04 Septambra 2014

Mitohy hatrany ny fitakiana ataon’ireo ray aman-drenin’ny mpianatra sy ny mpandraharaha eo anivon’ny oniversite Mahajanga mikasika ny fanalana ny filoha teo aloha Profesora Rabesa teo amin’ny fitantanana ny oniversite mahajanga ny hamerenana azy

Efa ho roa volana izay no nanaovana io fitakiana io, hoy ny mpitondra teny ka nilaza ny hanamafy ny tolona ireo mpitokona mandra-pivahan’ny olana. Raha ny fantatra dia efa nisy ny fihaonana tamin’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina tamin’ny fandalovany tamin’ny faran’ny herinandro teo tamin’ny solontenan’ireo mpandraharaha sy ny mpianatra. Nilaza ny filoha fa horaisiny akaiky ny fitakian’ireo mpandraharaha sy ny ray aman-dreny. Etsy an-daniny, tsy manaiky ny famindram-pahefana eo amin’ny filoha vaovao izay mpisolo toerana ireo mpandraharaha sy ny ray aman-dreny ireo fa ny famerenana ny profesora Rabesa hatrany no tanjony.  

                                                       

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT