MPANAO MOFOMAMY

Naverina fotsiny ny kaomandy noho ny delestazy


  • Alatsinainy 16 Jona 2025

Naverina fotsiny ny kaomandina mofomamy noraisin'ireo mpanao mofomamy

nanomboka ny herinandro teo vokatry ny delestazy. Ho an'ny mpanao mofomamy iray teto an-drenivohitra dia tsy nisy afa-tsy 50 isa ny mofomamy fetin'ny Ray vitany tamin'iny herinandro iny raha nahatratra 150 isa no tokony hotontaliny namidiny nanomboka afak'omaly Sabotsy. Tapaka ora 6 isan'andro mantsy raha kely ny jiro, raha araka ny fanazavany. Manampy trotraka izany ny andro alina izay manimba ireo karazana akora hampiasaina sy tehirizina anaty vata fampangatsiahana. Betsaka ireo mpanjifa diso fanantenana vokatr'izany. Tsy ho an'ireo mpanao mofomamy ihany moa fa betsaka ireo manao asa mivelona amin'ny herinaratra no potika tanteraka ny asa fihariany vokatry ny delestazy misy eto amintsika.
Pati
égende : Voatery nividy mofomamy teny an-tsena ny ankamaroan'ny olona ! 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • JIRAMA
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Handatsaka orana artifisialy

  • Voaheloka sy mbola
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

misy dosie goavana i Marie Michelle

  • FAHARETAN’NY
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

PASIPAORO HO 10 TAONA

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

Hijery ny tohiny
FTT