Morondava

Voatery miato ireo sekoly dibo-drano


  • Alarobia 19 Febroary 2025

Eo an-toerana ny tompon'andraikitra ara-pahasalamana,

manara-maso akaiky ny fahasalaman'ireo olona monina ao amin'ny « site d’hébergement ». Mitombo hatrany ny rano noho ny rotsak'orana mbola betsaka, hoy ny Préfet Morondava, izay nanentana ny mponina mba hitandrina hatrany. Mandray andraikitra amin'ny fitaterana sy famindrana ireo olona marefo kosa ny mpitandro ny filaminana telo tonta, dia ny Polisy, Zandary ary Miaramila. Toe-javatra mampifoha sy mampahatsiahy ny adihevitra izao hoe: sao dia tokony hatao vanim-potoana fahavaratra ny fialan-tsasatry ny mpianatra eto amintsika fa tsy hanaraka an-jambany ny any Eoropa? Izao ny betsaka ny sekoly dibo-drano, ao lasa fandraisana traboina,...
Toky R 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT