Actualités

Morondava Lehilahy 19 taona nanolana zaza 11 taona


  • Alarobia 07 Oktobra 2020

Mirongatra hatrany ny fanolanana zaza amam-behivavy eto amintsika. Zazavavy kely iray vao 11 taona monja indray no naolana tovolahy iray efa 19 taona tany amin’ny distrikan’i Morondava.

 

 

 

 Ny 28 Septambra lasa teo no naharay fitarainana mikasika ity tranga ity ny mpitandro ny filaminana ka nanao fikarohana avy hatrany. Ity tovolahy ity no nahiahiana no nahavanon-doza noho izy nikitikitika sy nitsiriritra io zaza tsy manan-tsiny io. Rehefa natao tokoa ny famotorana ilay tovolahy dia niaiky ny heloka vitany izy ka natolotra ny fitsarana afak’omaly 05 oktobra.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT