Actualités

Morafeno Mahajanga Mpivarotra no mameno ny lalana rehetra


  • Alatsinainy 14 Jolay 2014

Bahanan’ny mpivarotra avokoa ny lalana rehetra miditra ao amin’ny Fokontany Morafeno Mahajanga

Tamin’ny taona 2004 nanamboarana ny tsenan’i Mahabibo no namindrana ireo mpivarotra ireo tao ary dia nijanona tsy nety niala teo intsony izy ireo taty aoriana. Voatery manofa «parking» ireo manana fiara. Nilaza ny filoha lefitry ny Fokontany Morafeno Razanabonjy Rolland fa efa nisy ihany ny fitarainana natao teny anivon’ny Kaominina saingy tsy nisy valiny.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT