Morafeno-Ankeniheny

Nahitana fatin-jazarano anaty rano


  • Alarobia 24 Aprily 2024

Hita tao anaty rano omaly maraina, tao amin’ny fokontany Morafeno-Ankeniheny,

Antsinanana Ambositra tanàna, ny zaza iray, raha ny fampitam-baovao voaray. Ny mahagaga dia tsy niantso mpitandro filaminana sy dokotera ny teny amin'ny fokontany fa tonga dia nandevina, raha ny fanampim-baovao hatrany. Mila mailo, araka izany, ny rehetra amin’ny fanaraha-maso izay bevohoka eny amin'ny manodidina azy fa ho fantatra foana izany. Voararan'ny lalàna rahateo ny manao toy izany. Tsy voafehin’izany ihany koa ny fakàna sary raha vao an-kavoriana na dia noraràna satria samy manana ny finday novidiany tamin'ny volany manokana avy moa.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT