Mitokona ny mpandraharahan’ny fonja ao Ikongo

«Mba jereo izahay aty amin’ny tany lavitra andriana!»


  • Alakamisy 09 Oktobra 2025

Mitokona amin’izao fotoana izao ny mpandraharahan’ny

fonja ao Ikongo, raha ny fampitàm-baovao voaray avy any an-toerana omaly. Tsy mandray voafonja izahay, hoy izy ireo, mandra-pivoakan’ny fitakiana ny zo fototra ho an’ny mpiasa manerana ny nosy. Mba jereo izahay aty amin’ny tany lavitra andriana, hoy hatrany ny hikiakan’ireto mpandraharahan’ny fonja ireto! Isan’ireo distrika malaza ho tsy mandry fahalemana koa nefa, etsy ankilany, ity distrika iray ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT