Actualités

Misoko mangina ny “Ebola” Mikoropaka i Kolo Roger


  • Alatsinainy 18 Aogositra 2014

Manomboka manidy sisintany tsikelikely ny firenena afrikana sasany noho ny fihanaky ny viriosy Ebola.

Farany teo izao dia i Kenya no nanakatom-baravarana amin’ireo firenena ahitana io viriosy io. Izay ve no nampikoropaka ny praiminisitra sady minisitry ny fahasalamana, Dr Kolo Roger. Nidina andro misasak’alina teny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato izy ny sabotsy teo nizaha ny zava-misy. Izy tenany ihany no nilaza fa goragora ny rafitra fanaraha-maso ara-pahasalaman’ireo vahiny miditra eto Madagasikara napetrany eny Ivato. Be fanahiana, araka izany, ny praiminisitra satria mandindona ny viriosy Ebola raha tsy hilaza afa-tsy io. Izy tenany ihany anefa no nilaza, herinandro lasa izay, fa tsy misy ahiana ny fidiran’io valanaretina io eto Madagasikara.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT