Actualités

Mireille Mialy Rakotomalala Hosalorana ny « Ordre du Soleil Levant »


  • Alarobia 04 Novambra 2020

Mireille Mialy Rakotomalala, masoivohon`i Madagasikara teo aloha tany Japon, no sady minisitry ny kolontsaina teo aloha ary isan` ireo nanorona ny fikambanana Anciens et Amis du Japon à Madagascar (AAAJM) dia hosalorana ny

 

 mariboninahitra « Ordre du Soleil Levant, Etoile d’Or et d’Argent » izay ho tontosaina tsy ho ela eny amin` ny masoivohon`i Japon eto Madagasikara. Izany dia noho ny fandraisany anjara tamin'ny fanamafisana ny fifandraisana roa tonta sy ny finamanana teo amin'i Japon sy i Madagasikara. Marihana hatrany fa io mari-boninahitra « Ordre du Soleil Levant » dia voninahitra ambony natokana ho an` ireo olona izay namita andraikitra goavana ho an` ny firenena sy ny vahoaka japoney. Natao ho an`ireo olona manana zom-pirenena vahiny ihany koa mba ho valisoa noho ny fandraisan'izy ireo anjara amin'ny fampandrosoana ny fifandraisana am-pirahalahiana eo amin'i Japon sy ny firenena hafa.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT