Actualités

Ministeran’ny fanabezam-pirenena Niantso ny mpanao propagandy mba handefitra anio


  • Talata 21 Jolay 2015

Nanao fanambarana ofisialy omaly Atoa Ralison Harimanana talen’ny kabinetran’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena ka niangavy ireo kandida manao

 

 propagandy mba tsy hitabataba amin’ireo faritra misy ny foibem-panadiana CEPE.Hanimba ny fifantohan’ireo kilonga miatrika fanadinana izany hoy izy ka tokony mba samy handefitra sy hifehy tena aloha, ka na misy aza ny manao propagandy dia tsy asiana fanamafisam-peo mitatatata tahaka ny mahazatra ary tokony ezahana hilamina ihany koa izany.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT