Actualités

Minisitry ny tontolo iainana Nanampy manokana ny tany niaviany


  • Alatsinainy 10 Aogositra 2020

Na eo aza ny adidy ara-panjakana sy ny andraikitra apetraky ny Fitondram-panjakana dia tsy adino,hoy ny minisitry ny tontolo iainana, Baomiavotse Vahinala Raharinirina, raha nitatitra ny fitsidihany an’Imadiala tamin’ny faran’ny herinandro, ny tany nipoirana, ny Loharano.

 

 

 Olona 300 isa tena sahirana tamin'ny fokontany miisa 10 ao Imerina Imady no notolorany fanampiana, vary, voamaina, savony. Kely dia kely, hoy izy, fa mariky ny fitiavana kosa. Tsa hanin-kahavoky fa voninahitra ifanomezana. Nankasitraka manokana ny ben'ny tanàna ao an-toerana moa ny tenany tamin'ny fiatrehana izay ady amin'ny fipariahan'ny valanaretina efa vita izay satria dia nisy olona miisa 6 voa tokoa teto Imerina Imady ary efa sitrana tanteraka ankehitriny, hoy hatrany izy.

J. Mirija

 

  

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT