Actualités

Minisiteran’ny tontolo iainana Nandefasan’ny Mpamaky vato taratasy


  • Alatsinainy 25 Septambra 2017

Velon-taraina ireo fokonolona mivelona amin’ny famakiana vato ao amin’ny ala arovan’i Maromizaha, Andasibe, noho ny fisiana taratasy voarain’izy ireo avy amin’ny minisiteran’ny tontolo iainana mandidy ny fokonolona hampitsahatra ny asany ao anatin’ny faritra arovana ity.

 Nandefa taratasy miantefa amin’ny minisiteran’ny tontolo iainana ireo mponina hilazan’izy ireo ny tsy fankasitrahany ny fanapahan-kevitra fampitsaharana natao. Ny avy eo anivon’ny Gerp sampan’asa manokana miaro ny tontolo iainana sy ireo karazan-gidro eto amintsika no tena mahazo tsikera ho tompon’antoka tamin’ny fampitsaharana ny asan’ireo mponina. Nandà io tsikera io avy hatrany kosa ny avy eo anivon’ny Gerp ary nilaza fa ny minisiteran’ny tontolo iainana no nandray ny fanapahan-kevitra noho ny fahitany fa manimba tontolo iainana ao anatin’ny valanjavaboary ny asa ataon’ireo fokonolona.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT