Actualités

Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena. Manao be marenina, hoy ireo Firaisa-monina sivily


  • Talata 26 Aogositra 2014

Nisy omaly ny fitokonana notanterahin’ireo mpampianatra FRAM tao amin’ny tokotanin’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena

Tonga nanatevina ny hetsika teny an-toerana ireo vondrona firaisamonina sivily sy fikambanana maro  miaro ny zon’olombelona. Nolazain’izy ireo tamin’izany fa misy ny fampanantenana tsy notanterahin’ny fanjakana  ary misy mihitsy ny fanitsakitsahana ny lalàmpanorenana  ao amin’ny andininy faha-24. Anisan’ny fampanantenana nataon’ny filohan’ny repoblika nandritra nuy fianianany ny 25 janoary lasa teo fa tokony ho  maimaimpoana ny fampianarana eny amin’ny ambaratonga fototra. Tsy izany anefa ny zava misy fa mbola handoavana vola hatrany.  Araka izany dia mijoro izy ireo satria efa nisy ny 48 ora nomena ny minisitera entina  hijerena ny olana ka raha tsy mbola misy ny vahaolona mazava dia hiditra amin’ny lalindalina kokoa ny hetsika hataon’izy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT