Actualités

Mikatso ny fiainam-pirenena Variana mampahafantatra ny HVM ny mpitondra


  • Alarobia 09 Jolay 2014


Tsy lanin’ny vavonin’ny mpitolona etsy amin’ny Magro Behoririka ilay fikasana handoro boaderôzy nambaran’ny minisitry ny tontolo iainana afak’omaly. Sao dia mimoza na kininina no hodorana, hoy ny mpitari-tolona Feno, ka hitohy ny trafika satria olona mpanefoefo no afaka manao izany. Tsy misy zavatra mihetsika eto amintsika, hoy i Eric avy any Antsohihy, manao kajikajy politika sy varina mampahafantatra ny HVM ny mpitondra. Hatramin’ny fanitsiana ny lalànan’ny fitantanam-bola hitantanana ny firenena aza izao tsy mbola misy. Tsy misy manjary eto amin’ny firenena, hoy i Zafilahy Stanislas, ka hivory indray ny GIC-M, tompon’antoka amin’ny toe-draharaha eto Madagasikara. Tsy matoky ilay fitondrana ny vahoaka ka miverina ny fitsaram-bahoaka. Variana amin’ny resaka ka leo ny vahoaka izay mila vokatra ary mitaky ny fodian-dRavalomanana. Very isika Malagasy satria na ny PM aza frantsay, hoy i Zafilahy. Ny tsy fahaizana mitantana no maha lo ny bolabola.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT