Actualités

Mijilo - Manakara Vola sandoka 210.000 Ariary saika hividianana volamena


  • Alarobia 15 Jolay 2020

Lehilahy roa no tra-tehaky ny Zandarimaria tao amin’ny Kaominina ambanivohitra Mijilo Distrikan’i Manakara ny alahady 12 jolay 2020

 

 

nitondra vola sandoka miparitaka. Ravim-bola 20.000 Ariary sy 10.000 Ariary mitontaly 210.000 Ariary no tratra tany amin’izy ireo. Olona avy any Andonabe-Mananjary no voalaza fa nanatitra io vola io tao Mijilo ny sabotsy 11 jolay mba hividianana volamena, ka ny alahady izy roalahy tratra ireo vao nahafantatra fa sandoka ny vola kanefa tsy nampandre tompon’andraikim-panjakana na ny mpitandro filaminana. Mitohy ny fikarohana ireo mpiray petsapetsa mpanaparitaka ary mpamatsy ireo vola sandoka ireo.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT