Actualités

Midongy Atsimo Miaina ao anaty haizina tsy mahita Mondial


  • Alatsinainy 16 Jona 2014

Mitaraina sy mampiaka-peo ny mponina any Midongy Atsimo noho ity delestazy toa tsy misy fanafana ity.

 Raha ny fampitam-baovao farany azo avy any an-toerana, dia miaina ao anatin’ny haizina ny mponina ary tsy mahita mihitsy ny fizotry ny lalao fiadiana ny amboara erantany amin’ny baolina kitra ireo mpankafy, ka anaovan’izy ireo antso avo amin’ny fitondram-panjakana mba hanaja ny lokaloka natao.

Mifanohitra an’ireo kosa ny zava-misy any amin’ny distrikan’i Farafangana renivohitry ny Faritra Atsimo Atsinanana. Faly ny mponina satria nahazo fahitalavitra miloko lehibe avy amin’ny minisitry ny indostria, Dr Jules Etienne, hijerena Mondial. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT