Midina hatrany ny marimpana

Hilatsaka hatramin’ny 3°C ny ao Antsirabe


  • Alakamisy 12 Jona 2025

Hilatsaka hatramin'ny 3°C ny marimpana ambany indrindra ao Antsirabe

anio 12 jona 2025, raha ny fampahafantarana nomen’ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro omaly. 23°C kosa ny ambony indrindra, izany hoe tsy mifanalavitra amin’ny eto afovoantany. Midina hatrany ny marimpana, araka izany, raha ny vinavinan’ny toetry ny andro aloha no resaka. Raha ny omaly kosa dia tafidina hatrany amin’ny 17°C ny marimpana ny takariva ho an’ny teto afovoantany, raha ny hita tamin’ireo karazana fandrefesana izay marimpana izay teto Antananarivo renivohitra.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • JIRAMA
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Handatsaka orana artifisialy

  • Voaheloka sy mbola
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

misy dosie goavana i Marie Michelle

  • FAHARETAN’NY
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

PASIPAORO HO 10 TAONA

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

Hijery ny tohiny
FTT