Naneho ny fankasitrahany ny filohampirenena nihaino ny fangatahan'ny mpanao gazety, omaly, ny sekretera jeneralin’ny olafitry ny mpanao gazety, Miary Rasolofoarijaona.
Maniry ihany koa raha maniry, hoy izy, mba hitohy izay fihainoana ny hery rehetra eto amin'ny firenena izay. Nakasitraka ny mpanao gazety tamin'ny firaisankina ihany koa ny tenany. Isika mitambatra no hery mahavita fa tsy isika mizarazara, hoy izy ary mbola maro ny ady atrehintsika ka maniry hatrany ny hisian'ny fifampihainona sy ny firaisankina.
J. Mirija
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.