Actualités

Miarinarivo Hasiam-panamboarana ny EPP Est hôpital


  • Alakamisy 29 Jona 2023

Efa azo lazaina ho antitra ihany ny sekoly ambaratonga fototra ao atsinanan’ny hopitaly ao Miarinarivo, Faritra Itasy.

Ankoatra ireo fitaovana ao anatiny dia efa tokony holokoina sy amboarina ireo simbasimba amin’ny tranon-tsekoly. Noho ny ezaka nataon’ireo Ray aman-dRenin’ny mpianatra sy ny Ministera tompon’andraikitra ary dia tonga nanao fitsirihana ara-teknika ity EPP Est Hôpital, fari-piadidiam-pampianaran’i Miarinarivo ity ireo mpiara-miombon’antoka afak’omaly talata. Ankoatry ny fitsirihana ara-teknika dia nisy ny fanolorana zanakazo hovolena manodidina ny sekoly, ka ireo ray aman-dRenin’ny mpianatra no hisahana ny fikarakarana izany. Ezahina hovitaina mialohan’ny fidiran’ny mpianatra moa ny asa fanavaozana hoy ny vaovao raha tsy misy ny sampona.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT