Actualités

Miaramila niofana tany Guinée Equatoriale Mendrika indrindra i Andrianavalona Rajaomerison


  • Talata 03 Novambra 2020

Miaramila tatsambon’ny tafika an-dranomasina 11 mirahalahy no tafaverina eto an-tanindrazana rehefa avy niofana sy nandranto fahalalana tany amin’ny sekolin’ny tafika an-dranomasina "Ecole Navale de Tica " any Guinée Equatoriale.

 

 

 

Manoloana izany dia notolorana marim-pakasitrahana ny mpiofana mendrika indrindra tamin’izy ireo dia ny Quartier-maitre de 2ème classe (QMO2) Andrianavalona Rajaomerison. Nanolotra izany tamin'ity farany ny tompon'andraikitry ny fiarovana eo anivon’ny Masoivoho Frantsay eto Madagasikara niaraka tamin'ny Lehiben'ny Etamazaoron'ny Tafika an-dRanomasina ny Capitaine de Vaisseau GA Jacquy Honoré, araka ny fampahafantarana nataon’ny Minisiteran’ny Fiarovam-pirenena omaly.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT