Actualités

Me Willy Razafinjatovo “Tsy maintsy mandresy ny mpiasan’ny fananan-tany”


  • Alakamisy 23 Jolay 2015

Nambaran’i Me Willy Razafinjatovo izay mpisolovava mahatokin’ny sendika’ny mpiasan’ny fananan-tany mitokona,

 

  fa tsy tokony handefitra amin’ny marina sy ny rariny hijoroany izy ireo ary tokony hampiseho lalandava ny firaisan-kina efa nanan-dry zareo hatrany amboalohany fa : mino aho, hoy izy, fa tsy maintsy ho tafavoaka mpandresy ianareo. Fa ianareo no fitaratra tamin’ity fitakiana ity saingy nisongonan’ny Air Mad kely tamin’ny famahana ny olana fotsiny.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT