MATY NY JENERALY ANDRIAMBAO RAMISA NANTENAINA

Iray andro tato aoriana dia nanaraka azy koa ny vadiny


  • Alakamisy 07 Martsa 2024

Nodimandry ny Alatsinainy 04 Febroary teo ny Jeneraly Andriambao Ramisa Nantenaina.

Izy dia isan'ireo nivoaka tamin'ny andiany faha-19 tao amin'ny Akademia Miaramila, raha tsiahivina. Manam-boninahitra Jeneraly nitàna andraikitra ambony teo anivon'ny Foloalindahy malagasy ny tenany, ary efa Kaomandin'ny Fari-piarovana sy Filaminana tao Tsiribihina tamin'ny fotoan'androny. Iray andro monja taorian'ny nahalasanany izany hoe : afak’omaly Talata 05 Marsa dia nodimandry ihany koa ny vady andefimandriny, Itompokovavy Rasoavololombonana Mamy Alivero. Ny antony aloha hatreto dia noho ny fahafantarana tena mifankatiabe zareo. Ny Minisiteran'ny Foloalindahy dia miondrika am-panajana manoloana izany, ary miara-ory sy mankahery ireo zanany, ny fianakaviana manontolo, izay rehetra akaiky azy, sy ireo andiany indray mpihira aminy, ary ny fianakaviamben'ny Tafika iray manontolo.
Nangonin’i Pati
Legende : Ireto izy mivady nifankatiabe ary efa samy lasa !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT