Marofoty, Toliara II

Vidiana 100.000 Ariary ny rano


  • Alatsinainy 13 Janoary 2025

Manjaka tanteraka amin’izao fotoana izao ny haintany ao amin’ny kaominina ambanivohitr’i Marofoty, Toliara II,

raha ny fampitam-baovao voaray ny sabotsy teo. Vokatr’io dia simba ny lakan-drano manondraka ny tanimboly ary maina ihany koa, noho izany, izay tanimbolin’izy ireo izay. Mba hahafahana manavotra ny vokatra dia voatery mividy rano amin’ny sarany lafo dia lafo ireo tantsaha mpamboly ao an-toerana. Vidiany 40.000 hatramin’ny 100.000 Ariary izay rano hahafahan’izy ireo manondraka ny tanimboliny izay rehefa mahita izany ireto mpamboly ireto, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT