Marcel Razafimahatratra

“Manomboka miakatra ny soratra”


  • Alatsinainy 13 Novambra 2023

Efa mankany mankany isika izany, hoy ny mpikatroka MFM, Marcel Razafimahatratra,

ny takarivan’ny sabotsy teo. Tsy natahotra fanaovana takalonaina sy ramatahora ny depiote, hoy izy. 45 sisa ry maro an’isa. Tsy maintsy hamerina izay nahorina izay nahay naka maro. Hanjombona ny lanitra fa tsy ho “manga” intsony ho an’ny sasany. Manomboka miakatra ny soratra. Hikatona ny ridao, hoy hatrany ity zokibe ao amin’ny antoko politika MFM ity.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT