Actualités

Mangarano Toamasina Olona roa naratran’ny fipoahana tavoahangina « gaz »


  • Alarobia 22 Febroary 2023

Nitrangana toe-javatra mampalahelo tao amin’ny Fokontany Mangarano 11-47 eny amin'ny lalana miazo ny SOS village d'enfant Toamasina omaly fa nisy entona nipoaka tao amin' ny trano iray vao an-dalam-panamboarana.

Olona roa no fantatra fa naratra mafy vokatr’izany. Ny sampana mpamonjy voina any an-toerana moa no tonga namono ny afo ary namoaka ireo entona anaty tavoahangy ambiny miisa 44 tao amin'ity tokantrano iray ity. Raha araka ny fantatra moa dia fuite de gaz no nahatonga ity voina ity ary efa hanaovana fanadihadiana manokana hatramin’ny omaly hariva. Miantso ireo vahoaka ao Toamasina mba tsy hitahiry entona amin’ny tavoahangy tahaka izao ireo mponina any an-toerana hisorohana ny loza mety hitranga.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT